Mousan ry zareo namoaka ny sary maromaro nandritra ny fihetsiketsehana nilamina [1] nitsena ny afo olaimpika nandalo tao Nagano, Japan a! izay hijery tsindrio io azo tsindriana io e!
Japan: sarin'ny fihetsiketsehana tao Nagano
· Mpanoratra Preetam Rai Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Japana, Shina, Fanatanjahantena, Fanoherana, Politika