Jamaïka : Tondra-drano

Montego Bay Day By Day no manapariaka sarin'ny faritra Saint-Ann taorian'ny tondra-drano izay nidona tany Jamaïka :

Last week business & home owners in the parish of Saint Ann received an unpleasant surprise. Following two days of very heavy rains sections of the parish were left battling flood waters. Schools & business places had no choice but to close their doors and cruise ships apparently had to be detoured. […]

The town of Ocho Rios was not spared from the unpleasantness. The main street was flooded and from news reports, several vehicles were stranded in and covered by the flood waters.

“Voan'izay tsy nampoizina ireo tompon-trano sy trano fivarotana tamin'ny faritry Saint-Ann tamin'ny herinandro lasa. Nikija nandritra ny roa andro tsy ankijanona ny orana ary dia tondraka ny ampahan'izany faritra izany. Voatery nakatona tsy satry ireo sekoly sy fivarotana sady toa hoe nisy sambo tsy afaka niantsona koa vokatr'izany […]

Tsy afaka fa isan'ireo voan'izany voina izany ny tanànan'i Ocho Rios. Tondraka manontolo ny arabe mamakivaky ny tànana ary fiarakodia vitsivitsy no heno hoe norakofan'ny tondra-drano.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.