Tantara tamin'ny 24 Avrily 2008
Shina : Tohanan'ireo mponin'ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe
Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana...
Zimbaboe : Pôlitikan'ny fiovana sy Fiovan'ny pôlitika ?
Zimpundit no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny Pajama Media izay fijeriny ny toe-draharaha pôlitika any Zimbaboe : While journalists, bloggers, and activists chronicled the dilemma of a nation that voted for...
Zimbaboe : Izato fahamarina manelingelina
This is Zimbabwe no manapariaka Izato fahamarina manelingelina izay tatitra navoaky ny Fanaraha-maso ny fivoatry ny Demôkrasia any Afrika Atsimo IDASA [Institute for Democracy in South Africa], mikasika ny fifidianana...
Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour
Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy,...