- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : vohikala tsy ara-dalàna

Sokajy: Shina, Fanoherana, Lalàna, Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia

Tsikaritry ny mpamahana ny “soratra tsy miforitra” fa tsy voasoratra ara-dalàna araka ny takian'ny Minisiteran'ny orinasa fampahalalam-baovao ny anti-cnn.com [zh]. Misoratra amin'ny anaran'i Jim avy ao amin'ny Oniversiten'i Tsinghua ny vohikala ary ampiatranoan'ny www.DNS.COM.CN.