- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo: Loka webby

Sokajy: Afrika Atsimo, Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia

“Nahazo ny lokam-pankasitrahana Webby mifanila amin'i (CNN, CBS News, The New Yorker, CNBC, The New York Times, TIME ary ny the Observer Media Group) i Thought Leader (mpitari-tsaina). Mametraka ny Thought Leader ho ao anatin'ny bolongam-politika 15 be mpamaky indrindra manerantany izany ary mametraka azy ho hany tokana avy eto Afrika amin'ny sokajy misy azy,” hoy ny tatitry Vincent Maher [1].