- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Okraina sy Rosia: Ireo dadan'ny filoha

Sokajy: Okraina, Rosia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Lalàna, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Tantara

Misy loharanom-baovao milaza fa ny rain'i Victor Yushchenko izay lazaina fa – “babo an'ady tao Auschwitz nandritra ny ady lehibe faharoa – dia polisin'ny Nazi no tena marina sady mpanome vaovao ny Nazi.” Misy koa ny loharanom-baovao manambara fa “niasa tamin'ny tafika niara-dalana tamin'ny Nazi notarihin'ilay jeneraly Rosiana Vlasov.”ny rain'i Vladimir Putin. Miresaka momba ireo lahatsoratra ampiady hevitra ireo eto [1] sy eto [2] i Kyiv Scoop.