Ethan Zuckerman no mizara momba ity “Lalao tsy mety tapitra” any Zimbaboe ity :
It’ not very often that I find myself siding with Condoleeaza Rice. But she’s right – it’s embarrasing that the African continent’s leaders haven’t put more pressure on Robert Mugabe to step down… or at least to release election results.
“Ankavitsiany mihintsy aho vao mba mizara ny hevitry Ramatoa Condoleeaza Rice. Saingy marina ny nambarany tamin'ity indray mitoraka ity – mahamenatra ny tsy naneren'ireo mpitondra aty amin'ny kôntinanta Afrikana an'i Robert Mugabe mba hiala … na farafaharatsiny ny mba hamoahany ny valim-pifidianana filoham-pirenena.”
1 hevitra