- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Ny Carrefour no mahazo vahana

Sokajy: Shina, Fanoherana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hehy, Toekarena sy Fandraharahàna

Mananihany i Huge fa ny Carrefour ihany no mahazo vahana amin'ity fitadiavana ankivy ity [zh].

1. dokambarotra tsy andoavambola;

2. Fantatry ny maro teo no ho eo fa hay marika frantsay hay io;

3. Hahazony fon'ny saranga antonony somary ambany ny fanaovany fampihenambidy amin'izao fiakaran'ny vidin-javatra izao.