21 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 21 Avrily 2008

Zimbaboe : Samià mihìra mafy ireo hiram-pahaleovantenany

  21 Avrily 2008

Bev Clark no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra napetraky Arthur Mutambara hoan'ny Fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena any Zimbaboe : Actions: Create your own ways of taking back Independence Day. * Switch off ZBC/TV. * Don’t buy state controlled newspapers. * Play your own liberation songs at high volume....

Mananontanona ny ady any Sodana

  21 Avrily 2008

Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara sy mahafinaritra. Velom-piderana i Drima momba ilay boky vaovaon'ilay silamo Sodane mampahaizana izay nantsoin'i Irshad Manji mba ho vahininy vao...