- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Indonezia: Filazana fanairana manodidina ny tendrombohitra Papandayan

Sokajy: Indonezia, Mpitsoa-ponenana, Tontolo_iainana, Vaovao Mafana, Voina, Vonjy Voina

Vaovao avy any Indonezia no nanambara fa nakarina ho amin'ny dingana ambony ny filazam-panairana manodidina ny tendrombohitra volkano Papandayan. Miorina 51 km atsimo atsinanan'ny tanĂ na fahatelo lehibe indrindra any Indonezia dia i Bandung ny volkano nefa misy mponina manodidina ny 3 000 000 eo ho eo ny mponina ao aminy.