- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahama: fanompana

Sokajy: Karaiba, Bahamas, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

Ilay vehivavy Bahamiana “nosamborin'ny polisy manao fanamiana nanakana azy hiakanjo tao an-tranony sady notazonina tao amin'ny biraon'ny polisy tao Nassau nandritra ny ora maro vao navela hitafy izy” no nomelohina ho nanao fiteny vetaveta, fihetsika tsy milamina ary namalivaly tamin'ny fisamborana azy: Antsoin'i Womanish ho “fanimbazimbana ny zo mahaolona” izany.