- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Robert Mugabe, mpitarika ny antoko mpanohitra !

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Hope no manoratra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe momba an'i “Robert Mugabe, mpitarika ny antoko mpanohitra [1]” any Zimbaboe :

The opposition leader, Robert Mugabe, has a long history of using taxpayers’ money to prop up his regime. His election rallies and his birthday parties show seas of ‘happy’ faces, but the crowds are all swelled out by school children, vendors and anyone else who can be bribed or bludgeoned into attending.

“Ny mpitarika ny antoko mpanohitra Robert Mugabe, dia efa manana traikefa amin'ny fandaniana ny hetram-bahoaka ho fanamafisana ny fitondrany. Ireo hetsika fanaony mandritra ny propagandy sy ny fankalazana miezinezina ny tsingerin'ny fahaterahany dia mampiseho endrik'olona ‘faly’ aman'arivony, anefa ny vahoaka dia tena mivonto daholo hatramin'ireo mpianatra, mpivarotra sy izay rehetra mety mandray tsolotra na voadaroka.”