- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Tabilaom-balim-pifidianana

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] no manoratra mikasika ireo tabilaom-pifidianana [1] any Zimbaboe :

The billboards are blank. Like the people’s faces. Everything seems to have stopped. Billboards that used to be megaphones for products now become the products of politics. They are littered around the city. Huge metallic creations that proclaim nothing. Empty. Apart from several dressed in makeshift ‘Vote Robert Mugabe’ banners. Holy underwear on an otherwise naked body.

“[Tsy ahitana vaovao …] fotsy ireo tabilaom-balim-pifidianana. Toy ny endriky ny mponina. Toy ny nitsahatra tanteraka ny zavatra rehetra. Ireo tabilaom-balim-pifidianana izay fanamafisam-peo [fampahalalana] izay vokatra [ara-pôlitika] indray izao no manjary vokatra ny pôlitika [izy tenany]. Miparitaka eran'ny tanàna izy ireny. Vaventy, vita vy anefa moana tsy manan-kambara. Foana. Ankoatr'izay vitsy nampiankanjoana ireo peta-drindrina ‘Fidio Robert Mugabe.’ Atin'akanjo masina natafy rafi-by miboridana.”