- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nigeria: Leila Fowler: ilay mizotra ho amin'ny fomba fanao

Sokajy: Nizeria, Toekarena sy Fandraharahàna, Vehivavy sy Miralenta, Zavakanto & Kolontsaina

Bella Naija no manoratra momba ny tetikasa Funke Fowler, Leila Fowler: “ Tsy mitsahatra ny manontany ahy ny olona hoe nahoana aho no niditra namahambolongana ary ny avaliko azy ireny dia hoe tiako asandratra sy ankalazaina ny zatovovavy Nizeriana mahavita zavatra tena tsara tsy mampino sady mampirisika ny hafa hitozo hanatanteraka ny nofinofiny.”