- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaika, Shina: Ny politikan'ny fanatanjahantena

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Shina, Ady & Fifandirana, Fahalalahàna miteny, Fanatanjahantena, Fanoherana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Tantara, Zon'olombelona

“Inona moa no lazainy momba antsika raha ataontsika ho faralahim-pahamehana ny zon'olombelona fa zarantsika aza mijery fandaharana amin'ny fahitalavitra mandritra ny roa herinandro? Raha tsy fantatrao izay ataon'i Shina any Tibet dia tsy mametraka antsika ho tompon'andraikitra mihitsy ve izany?”: Nifantoka tamin'ny politikan'ny lalao olaimpika ho avy io ny resak'ilay Jamaikana Marlon James [1].