- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: fiarovana ny voninahi-pirenena

Sokajy: Shina, Fanatanjahantena, Fanoherana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Itrikitrihin'i ESWN fa loza mitatao eo amin'ny fifandraisan'ny vahoaka anararaotan'ny hevitra ifampizaran'ny maro an'isa any Shina hiarovana ny voninahim-pirenena ny fihetsiketseham-panoherana mihatra amin'ny afo olaimpika. Nandika  tati-baovao roa amin'ny teny shinoa [1] roa miresaka ny fihetsiketseham-panoherana ny fandalovan'ny afo olaimpika ny lehilahy.