- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria : Fandraràna ny fimailo

Sokajy: Nizeria, Fahasalamàna, Lalàna

Jeremy Weate no manapariaka ao amin'ny naijablog lahatsoratra mikasika ny fandraràna ny fimailo [1]any Anambra, Nizeria :

It is now illegal to encourage the use of condoms in southeast Nigeria's Anambra State. The state government has also banned the advocacy and distribution of other forms of contraceptives including IUDs (intrauterine device) and any other “un-natural” birth control.

“Raràn'ny lalàna ankehitriny ny famporisihina fampiasana fimailo any amin'ny faritany Anambra, Atsimo Atsinanan'i Nizeria. Raràn'ny fitondram-paritra any an-toerana koa ny fivoizana sy fizarana izay fomba hafa fitaizana aizana tsy “voa-janahary” (tafiditra amin'izany ny “sterilet”).”