- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Mofo, sy ronono ary taratasy fifirana

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna

Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] no manazava ny toe-draharaha iainany ankehitriny [1] any Zimbaboe :

The parallel realities we live in have become the only reality now. The other one is paralysed. So bread is now hustled on street corners for two US dollars. Like an illegal drug. Milk has also joined the list of ‘goods’ that are sold in our parallel economy. Not in the shops but on the streets. And if you're looking for toliet paper then just drive to the nearest ‘Give Way’ sign, a Zimbabwean ‘Stop’ sign.

“Ireo “fiainana an'elakelantrano” [réalités parallèles] izay niainanay no nanjary naka ny toeran'ny tena fiainana ankehitriny. Ilay fiainana iray dia tena ngoly tsy mihontsona intsony. Ankehitriny amidy 2 $ Amerikana eny ankihon-dalana ny mofo dipaina. Toy ny fivarotra zava-mahadomelina voarara ireny. Ny ronono koa dia namonjy ny lisitr'ireo “entana” izay amidy amin'ny harinkarena an'elakelantrano. Tsy any amin'ireo tranombarotra intsony fa eny an-dàlana. Ary raha toa ka mikatsaka taratasy fifirana ianareo [papier higyenique] dia mandehana eny amin'ny andry manondro ny « cédez la priorité » akaiky indrindra, izay « stop »-n'ny Zimbaboeana.”