- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà: Shina – Tibet, fanehoan-kevitra

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Shina, Fahalalahàna miteny, Fanatanjahantena, Fanoherana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Politika, Zon'olombelona

“Araka izay efa mety ho renao, dia nahomby ny fanembatsembanana nataon'ny mpilahatra an-dalambe, miantso ny Shina Komonista hanaja ny zon'olombelona sy hiala an'i Tibet, nandritra ny fampitana ny afo olaimpika tany amin'ireo tanàna Eoropeana lehibe.”

: Nifantoka tamin'ny fanehoan-kevitry Kiobà ny Zanaky ny Revolisiona (Child of the Revolution [1]).