- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : Dinidinika momba ireo vaovao

Sokajy: Mozambika, Media sy Fanoratan-gazety

Bayano Valy monina any Maputo, any Mozambika, no mizara ao amin'ny blaogy Nullius in Verba izay heviny mikasika izay tokony ho toetoetr'ireo vaovao [1] :

Na minha humilde opinião é necessário que os fazedores de notícias reflictam seriamente sobre as notícias que oferecem à sociedade. Quando a ausência dos factos começa a tornar-se regra e não excepção nas notícias, a quem servimos como comunicadores? Aos consumidores? Sem factos ou sem objectividade na abordagem dos vários assuntos que preocupam as nossas sociedades, podemos continuar a chamar o que produzimos nas páginas dos jornais e outros meios de comunicação de notícias ?

“Raha ny hevitro manokana dia mila mihevitra izay karazam-baovao atolony ny fiaraha-monina ireo mpanao gazety. Rehefa tsy izay mba sasantsasany “maningana” no tsy mitatitra izay zava-mitranga fa zary “fomba fanao,” iza no tompointsika amin'ny maha-mpampita vaovao antsika ? Moa ireo mpanjifa ve ? Raha tsy mitatitra ireo zava-mitranga ho fototr'ireo lahatsoratra sy manao am-pahitsiana ny fitaterana ireo fanontaniana samihafa izay manitikitika ny sain'ny fiaraha-monina isika, moa ve mbola azontsika antsoina ihany hoe vaovao izay apariantsika amin'ny gazety sy anivon'ireo fantsiona fampahalalam-baovao samihafa ?”