- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : An-tsokosoko no amerenana ny fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Brenda Burrel no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net izay fivaotry ny toe-draharaha farany mikasika ny fifidianana filoham-pirenena [1] any Zimbaboe :

According to the MDC’s latest press statement the Zimbabwe Electoral Commission (ZEC) has disbanded the National Command Centre and shifted the ‘verification process’ to an undisclosed location.

“Araka ny fanambarana farany navoaky ny [antoko mpanohitra] MDC Tsvangirai tamin'ny gazety [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika], dia noravàn'ny ZEC [izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zimbaboe | Zimbabwe Electoral Commission] ny Foibe Fiadidiam-pirenena [National Command Centre | tokony hanatanteraka ny famerenana fanisam-batom-pifidianana] sady nafindrany any amin'izay toerana tsy misy mahalàla ny “fanamarinana ireo isam-bato” .”