08 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 08 Avrily 2008

Bahreïn: tokony hisaron-doha ve ny tovovavy?

  08 Avrily 2008

Tsy ela akory izay dia nijery fanehoan-kevitra mahakasika ny olàn’ny mpandeha an-tongotra. eto Bahrein, ny fomba fisainana tsy mandroso anànan’ny tanora Bahraini, ny tsindry (fanerena) mianjady amin’ireo tovovavy momba ny fitondràna saron-doha (voaly) – sy ny ilàna ny fifandraisana bebe kokoa amin’ny Amerikanina ireo mpitoraka blaogy avy eto Bahrein. Mandehàna...

Zimbaboe : Fanaovana “haza-lambo” ny mpanao gazety

  08 Avrily 2008

Peta Thornycroft monina any Harare, no mitatitra ny “haza-lambo” sedrain'ny mpanao gazety sasany any Zimbaboe : There has been a heavy crackdown on Zimbabwe’s small group of journalists, many of them forced to work under cover. “Nisy fanaovana “haza-lambo” ny andiana mpanao gazety vitsy any Zimbaboe, voatery niasa an-tsokosoko [miafina]...

Zimbaboe : Firenen'ireo “Milionera mpitrongy vao homana”

  08 Avrily 2008

My Zimbabwe today [Ny Zimbaboeko ankehitriny] no manoratra mikasika ny fivoahan'ny lelavola vaovao any Zimbaboe : Now the Reserve Bank of Zimbabwe has rewarded the people of Zimbabwe with a new $50 000 000.00 bank note to reduce the number of notes they have to carry around. “Notoloran'ny Banky Foibe...