- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe: Vao nifarana ny fivorian'ny Zanu PF

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Vao nifarana ny fivorian'ny Zanu PF [1], hoy ny tatitry Fanantenana avy ao Zimbaboe :

Naharay sms milaza fifaranan'ny ny fivorian'ny birao politika aho – fivoriana iray izay efa nolazain'ny fampahalalam-baovao fa hifantoka amin'ny olan'i Bob (Robert Mugabe). – Tsy misy zavatra hafa ankoatra izay.