- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Tsy diso ve ireo fantsona fampahalalam-baovao raha ny mikasika an'i Mugabe ?

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Nick van der Leek monina any Afrika Atsimo no manontany tena raha tsy diso ireo fantsona fampahalalam-baovao raha ny mikasika an'i Mugabe ? [1] Raha mihevitra ireo tatitry ny fifidianana any Zimbaboe :

Sorry guys, I haven't seen any signs that Robert Mugabe is about to step down. So I also don't know where the press got the idea to trumpet their wish-it-comes-true headlines. Is this hard reporting? Personally I am shocked that we are still capable of such naivete (after the war in Iraq media shambles to name but one example).

“Mialatsiny ry zalahy a, tsy nahita izay famantarana aho mampiseho fa hametra-pialana atsy ho atsy i Robert Mugabe. Dia tsy fantatro hoe taiza no nipoiran'izay hevitra ny hampanakoako toy ny trompetra izay “nofinofy ririnina atao matoandahatsoratra”-n'ireo ireo fantsona fampahalalam-baovao ? Dia tena sarotra amin'izy ireo ve no mitatitra tsotra izay zava-nitranga [tsy mamorona] ? Raha izaho manokana aloha dia tena tezitra mihitsy ny mahita fa mbola mora “fahanan-dalitra” isika [minomino foana] (taorian'ny kitoatoan'ireo fantsona fampahalalam-baovao mikasika ny fitaterana ny ady tany Irak, raha hitonona ohatra iray monja).”