- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Voasivana ny Vaovaon’ny Shia

Sokajy: Iràna, Fitantanam-pitondrana, Fivavahana, Politika

Lazain’i [1] Bahraini [Fa] fa sivanin’ny mpitondra ny vohikalam-baovaon’ny Shia Iraniana ( foibem-pampahalalam-baovao ho an’ny shiita) nefa tsy misy manazava ny anton’izany. Ampian’ny mpamaham-bolongana moa fa nanapa-kevitra ny hampitsahatra ny asany ny mpitantana ny vohikala. Indreto misy saripikan’ny fotoampisokafan [1]’ny Vaovaon’ny Shia.