- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Sarin’ny mpivarotena

Sokajy: Iràna, Ady & Fifandirana, Saripika, Vehivavy sy Miralenta

Mahatsiahy an’i Kaveh Golestan [1], ilay mpaka saripika Iraniana malaza indrindra, izay matin’ny vanja milevina tamin’ny 2003 tany Iràka teo amin’ny faha-51 taonany i Sibiltala. Tian’ny mpamaham-bolongana [2] [Fa] ny saripikan’i [3] Kaveh avy amin’ny mpivarotena Iraniana talohan’ny Revolisiona Islamika.