- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Mitanila ve ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ?

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Tsikerain'i Dumisani ny fomba itateran'ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ny vaovaon'ny fifidianana [1] any Zimbaboe :

It is shocking how the media in South Africa and that emanating mainly from countries in Europe and North America has gone ahead and made bold declarations about Zimbabwe’s recent election without paying much attention to the legal proceedings that dictate the unfolding of events here.

“Mahatezitra ny fomba netin'ireo fantsona fampahalalam-baovao any Afrika Atsimo sy ireo firenena Eorôpeana ary Amerikana Avaratra izay manindrahindra fanambarana mikasika ny fifidianana taty Zimbaboe [dien'ny ampitson'ny fifidianana dia nidohaka ho nandresy  ny kandida mpanohitra Morgan Tsvangirai], tsy misy fiheverana [na fahafantarana] akory izay fomba tokony arahina amin'izay fanolorana valim-pifidianana ara-dalàna.”

[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany ny fanambarana fandresena navoaky ny kandida Morgan Tsvangirai ny ampitson'ny fifidianana : Fifidianana any Zimbaboe [2]]