- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Ny famoahana izay valim-pifidianana

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Dumisani no manolotra fanazavana izay antony mampiadana ny famokarana ny valim-pifidianana [1] any Zimbaboe :

The mistake most people are making is that they see the result outside one polling station, take that as the overall result and then cry “that results are out. Why are they not being announced” and are completely ignorant of the process that must be taken to ensure that all parties involved at that local level are satisfied.

“Diso hevitra ny ankamaroan'ny olona izay mihevitra fa rehefa mahita valim-pifidianana amin'ny toeram-pifidianana iray dia mihevitra izany ho valiny amin'ny ankapobeany dia mitaraina hoe “efa vita ny fanisana ireo vato koa nahoana ary no mbola tsy avoaka foana ny valim-pifidianana hatramin'izao” izany hoe tsy fantany mihitsy ny fomba tokony arahina izay mitaky ny fahafaham-pon'ireo antoko rehetra izay nanatri-maso teo an-toerana, amin'ny maha ara-dalàna ny fizotry ny fifidianana.”