- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Valim-pifidianana avy amin'ny foibem-pifidianana 189

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

This is Zimbabwe no mampita ny valim-pifidianana voaray farany [1] avy any Zimbaboe :

The ZEC has now announced a total of 189 constituencies. Zanu PF have 93 seats, and are in the lead by two seats. MDC Tsvangirai have a total of 91, and MDC Mutambara still has 5 seats.

“Efa mahatratra 189 ankehitriny ireo foibem-pifidianana nazahoan'ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zombaboe [Zimbabwe Electoral Commission]. Ny antokon'ny fitondrana ZANU PF [Zimbabwe African National Union – Patriotic Front] no mitarika amin'ny fananana solombavam-bahoaka 93 izany hoe manan-tombo roa. Ireo antoko mpanohitra kosa, ny MDC Tsvangirai nahazo seza miisa 91 ary ny MDC Mutambara mbola seza 5 foana hatramin'izao [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika].”