- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nikaragoa : Fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto

Sokajy: Amerika Latina, Nikaragoa, Teknolojia

Cristhian no mitatitra ao amin'ny blaogy Economía y Más fa i Nikaragoa no manana ny taha iva indrindra amin'ny fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto [1] any Ivon'i Amerika :

En la actualidad Nicaragua se encuentra en el ultimo lugar, en términos de acceso a Internet, a nivel Centroamericano incluyendo a Republica Dominicana (este es país se encuentra en primer lugar), a pesar de que Nicaragua fue el primer país a nivel centroamericano en tener acceso a Internet, se encuentra hoy en ultimo lugar […] en Nicaragua 3 de cada 100 personas es usuario de Internet mientras tanto, en Costa Rica la cifra es de 22 por cada 100 personas.

“Amin'izao fotoana izao dia i Nikaragoa no mitana ny vodilaharana, amin'ny resaka fahafahana mamapiasa Aterineto, raha heverina ho ao anatin'ny firenena ao amin'ny Ivon'i Amerika ny Repoblika Dôminikana (io no firenena mitazona ny lohalaharana), ary na dia i Nikaragoa aza no firenena voalohany nampiditra Aterineto tany amin'ny Ivon'i Amerika ankerhitriny dia izy no farany […] any Nikaragoa 3 amin'ny mponina 100 no mpampiasa Aterineto, mandritra izany fotoana izany 22 isan-100 ny taha any Costa Rica.”