- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Qatar: Lalam-pandresena

Sokajy: Afrika Atsimo, Iràka, Katara, Fanatanjahantena

Miarahaba ny ekipam-pirenen’i Qatar amin’ny baolina fandaka i Saddavi [1] ao amin’ny Qatar Living tamin’ny nahazoany isa telo voalohany amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka erantany izay hotontosaina any Afrika Atsimo 2010 (Fifa World Cup), raha nandresy ny tompondakan’i Azia Iràka tami’ny isa 2-0.