- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Montenegro: Podgorica

Sokajy: Montenegro, Tantara, Tsidika

Csíkszereda Musings no manoratra [1] momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica:

“Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera), tranobe vita amin’ny vatosokay ary ny setroka. Mamplaheo moa fa rehefa tsy nantsoina hoe Titograd intsony izy dia tsy misy itovizana amin’i Titograd tokoa izy.”