- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hongria: krizy eo amin'ny governemanta

Sokajy: Hongria, Fahasalamàna, Fitantanam-pitondrana, Politika

Eva Balogh ao amin'ny Hungarian Spectrum no mitatitra ny krizy miseho eo amin'ny firaisankina governemantaly [1] manasratsaraka ny mpikambana aoamin'ny governemanta raha nanala ny minisitry ny fahasalamana ny praiminisitra.