- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaika: endri-panavakavahambolonkoditra

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Fampandrosoana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Politika, Tantara, Toekarena sy Fandraharahàna, Zon'olombelona

Manasa ny mpihaino handanjalanja ny Ragashanti, fandaharana fiadian-kevitra malaza iray, rehefa hanaovana lohahevitra ny Karàna any Jamaika – sady nampisendaotra rahateo ny ompampanavakavahana nisesy. Noraisin’ny mamaham-bolongana Annie Paul [1] ho adidy ny miresaka azy ity

“ fa toa mikendry ny isian’ny sivana (izay nitranga) raha tsy hoe entina hanenjehana ny (fandaharana) ny Raga… lasa nivaona ilay ezaka saiky hanalàna ny Karana-Jamaikana amin’ny endrikendrika.”