- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libya : Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ?

Sokajy: Libia, Hevitra, Tontolo_iainana

Mpakasary Libyana i A. Adam izay manapariaka sarina hazondrofia an-tany hay [1] no sady manontany :

this is Libya just like a palm tree in the desert.
just one question for libyan people like me, what makes u love Libya???

“Indro toy ny hazondrofia an-tany hay i Libya. Fanontaniana tokana no apetraka amin'ireo Libyana toa ahy, Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ???”