- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika, Saripika

Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] [1] any Zimbaboe :

The Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) kindly gave us a grant to capture the Zimbabwe election in pictures. Using that grant a team of 3 journalists (two in Zimbabwe and one in South Africa) have been bringing you all the drama and action of the election – in PICTURES!!!

“Amim-pahalalahana no nanomezan'ny Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) alalana anay ny hanapariaka ny tantara an-tsary ny fifidianana [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe. Ka ahafahanay mizara ny asan'ny ekipana mpanao gazety 3 (2 any Zombaboe ary 1 any Afrika Atsimo) izay mitatitra ny tantara mampalahelo sy izay hetsika manodidina izany fifidianana izany ho anareo – an-TSARY !!!.”