- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Angola: Mbola azo atao tsara ny mitolona

Sokajy: Angola, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana

“Nikarajia (ni-chat) nandritra ora roa tamin'Atoa Anthony Alberto Neto, filohan'ny Antoko Demokratika Angoley (PDA) aho. Amin'izao fotoana mampitombo isa ny Angoley any ampielezana (anatin'izany aho) manontany tena hoe mbola tokony hotohizana ve ny ady, hoe mbola azo atao ve ny mino (ny fandrosoan’) i Angola, dia hitako fa ny lehilahy irery no manaporofo fa ilaina ny mino – sy miady (mitolona) mazava loatra.”

Jereo ary ny tohin'ny lahatsoratry Orlando Castro amin'ny teny Portiogey.