- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: fankahalana vahiny ao Rosia

Sokajy: Rosia, Fifindràmonina, Fitantanam-pitondrana, Foko sy Fiaviana, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Tanora, Zon'olombelona

Moscow Through Brown Eyes (Moskoa jerena avy amin'ny maso volontany) no mamoaka vaovao farany fohy [1] mikasika ny vono olona noho ny fankahalana ao Moskoa; Window on Eurasia (Varavarankely misokatra mankany Eorazia) indray wnanoratra [2] ireo fampielezana kisarisary apetaka amin'ny tamboho (graffiti) hetsehin'ny Fikambanana manohitra ny fifindra-monina tsy ara-dalàna (DPNI) any Moskoa

“mba hanairana ny vondro-kerin'ny fikambanana sy ho fihantsiana ireo vondrona mpifanandrina aminy, ireo mpifindra monina miasa any an-toerana ary ireo mpandala ny zon'olombelona.”