- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Arovy ny zavaboary

Sokajy: IrĂ na, Fitantanam-pitondrana, Tontolo_iainana

Namoaka sary maro [1] maneho ny ala any amin'ny faritra avaratry Iran i Okay4u, mpitoraka blaogy avy any Iran. Azo atao toerana mahafinaritra ho an'ny fizahan-tany io faritra io araka ny nolazainy saingy tsy rarahin'ny mpitondra Iraniana.