- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cap vert : Andron'ny Vehivavy

Sokajy: Cap Vert, Vehivavy sy Miralenta

Manararaotra ny fankalazana ny Andron'ny vehivavy any Cap Vert i Eurídice Monteiro mba hitaterana ao amin'ny blaogy mulhercaboverdiana [vehivavy Cap Verdiana] izay toetoetry ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy [1] any an-toerana :

O que importa é tentarmos compreender a situação actual e exigir que, independentemente do sexo, as pessoas sejam tratadas com respeito e tenham as condições necessárias para viverem com dignidade.

“Ny zava-dehibe ankehitriny dia ny fiezahanay mamantatra izay toe-java misy, tsy misy fanavakavahana izay filahiany na fivaviany, ny fitakianay dia ny hanajàna ny zon'ny tsirairay sy ny mba hananany izay ilainy mba hiainany amin-kaja.”