- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japan: bolongana spam

Sokajy: Japana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Media sy Fanoratan-gazety

Navoitran'i Asiajin ny fanarahamaso nataon'i laboratoara mpanaramaso ao Nifty izay nahatsikaritra fa spam na mpandotorano fotsiny ny 40%n'ny bolongana Japoney [1].