- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tontolo iainana : Mpanao hatsikana Colbert momba ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Hehy, Tontolo_iainana

Tim Hurst no manapariaka ao amin'ny blaogy ecopolitology [1] lahatsary vitsivitsy ahitana an'i Colbert mankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano [2] :

Stephen Colbert celebrates World Water Day – the way only he could

“Nankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano arak'izay fomba tokana azony natao i Stephen Colbert”

Stephen Colbert [3]dia mpanao hatsikana fata-daza any Zamerika izay manana ny fandaharany manokana anivon'ny fahitalavitra iray.”