Tantara tamin'ny 25 Marsa 2008
Serbia: Ny fanoheran'i Cavic (ny fahaleovantenan'i) KOsovo
Balkan Baby no manoratra momba ilay tompon-dakan'ny lomano Milorad Cavic: “Maro aminay izay nanohana tanteraka ny fahaleovantenan'i Kosovo no hanohana ny fanoheran'i Cavic ihany koa na dia mifandaka aza ireo...
Brezila sy Haiti: Rio de Janeiro sy ny Mpampandry tanin'ny Firenena Mikambana
Namakafaka lalina i Aloisio Milani [pt] fa “mety ho foto-dalàna sady azo heverina no azo ampiharina amin'ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka ny fidiran'ny tafika an-tsehatra anivon'ny tanàna breziliana efa miaina herisetra...
Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra
Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra...
Liban : Ny fifidianana Filoham-pirenena sy ny ireo fanohanana avy any ivelany
Efa dimy volana izao no tsy nanana Filoham-pirenena i Liban. Efa in-15 no nahemotry ny Filohan'ny Parlemanta ny fifidianana. Ny Parlemanta ao Liban, izay misy olom-boafidy 128, no tokony mivory...
Fanampiny samihafa ao amin'ny renipejin'ny Global Voices
Nandritra izay efatra taona mahery nijoroan'ny tetikasa izay, dia tsy nitsaha-nitombo sady nanjary nihoatry ny fehin-dahatsoratra amin'ny blaogy eran'izao tontolo izao fotsiny ny Global Voices izay mibahan-toerana eto amin'ny renipejy....
Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi
Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary...
Torolalana bloguer pour une cause!
Amin-kafaliana no anambaranay ny fahavitan'ny dika amin'ny teny frantsay ny Blog for a Cause! ( bolongana mitondra teny!), mankasitraka indrindra ny vitan'i Claire Ulrich avy amin'ny Global Voices en Français...
brezila: ankafizo ny ranomasina fa tsinjovy ay eo ny planeta
” Amin'izao andron'ny sabotsim-piderana izao dia mamonjy ny morontsiraka ny olona aman'arivony hankafy ny fahafinaretana azo avy amin'ny ranomasina, ka mody fanina amin'ny fandaniana aterak'izany, tsy raharahiana ireo karazan-javatra nojifaina...