- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Isiraely: Vehivavy Jiosy hoe i Shakespeare?

Sokajy: Angletera, Israely, Italia, Haisoratra, Zavakanto & Kolontsaina

Efa nampisy adihevitra hatry ny ela ny momba an'i Bard (aza manontany akory fa na izaho mpandika teny aza tsy mahalala io anaran'olona io). Mety ho vehivavy Jiosy Italiana ve i Shakespeare (ity no antony nandikako ity lahatsoratra ity)? Porofo valo no atolotry Jhon Hudson ao amin'ity rohy  Jewcy's [1]  ity handreseny lahatra anao hiova hevitra.