- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra

Sokajy: Etiopia, Frantsa, Tanora, Vehivavy sy Miralenta, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona

Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra [1] amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).