- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arabia Saodita: Roa no maty noho ny fanenjehan'ny polisy

Sokajy: Arabia Saodita, Fivavahana, Vehivavy sy Miralenta, Voina

“Tovolahy iray sy tovovavy iray no maty tamin'ny lozam-piarakodia nampihoronkoditra iray raha nenjehin'ny polisy avy ao amin'ny vaomieran'ny fampielezana ny fahadiovam-pitondrantena sy fisorohana ny faharatsiana tany avaratry ny tanànan'i Tabuk izy ireo” hoy ny tatitry Saudi Jeans [1].