- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia: Kolontsaim-panoherana

Sokajy: Armenia, Fanoherana, Fifidianana, Politika, Zavakanto & Kolontsaina

Nanoratra ny heviny momba ny taratasy misokatra nosoratan'olomalaza dimy any amin'ny taranjan-kolontsaina manavanana azy avy ka voasoratra ao ny toe-draharaha politika any Armenia i Unzipped. The signatories Nanolo-kevitra ny hisiana fifidianana solombavambahoaka vaovao indray ireo mpanao sonia [1] hamahana ny olana nateraky ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin'ny 19 Febroary lasa teo ka nahatonga izao toe-draharaha ampiharana ny tany misy hotakotaka izao.