- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Thailandy : Fanambaran'ireo firenena momba ny raharaha any Tibet

Sokajy: Shina, Thailandy, Fanoherana

Jotman no nanangona sy mitanisa ireo fanambara tamin'ny fomba ofisialy izay nataon'ireo firenena samihafa [1] manoloana ny raharaha any Tibet.