Tantara tamin'ny 18 Marsa 2008
Tonga soa ny GVO dika teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana
Faly dia faly ny Global Voices Lingua milaza aminareo anio fa misokatra amin'ny fomba ofisialy anio ny teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana. Pejy vaovao indray no misokatra anio. Nahavory vondron'olona tonian-dahatsoratra sy mpanolotena handika teny maro mazoto sy mavitrika tokoa izahay hatramin'ny nanombohan'ity Lingua na teny maro ity, Ren'ny vahoaka...
Sodana : Ny dikan'ny hoe mpibalogy sy taratasy ampahibemaso hoan'ny filoham-pirenena
Ary satria jeri-manontolon'ireo blaogy Sodaney izy ity dia tsaratsara kokoa angamba raha atombotsika amin'ny tolotra izay dikan'ny hoe mpiblaogy, ny iray dia namaly izany an-tsary. The Definition of a Blogger… or to be more specific, a political blogger, especially in our super democratic part of the world. Ny dikan'ny mpiblaogy...
Thailandy : Fanambaran'ireo firenena momba ny raharaha any Tibet
Jotman no nanangona sy mitanisa ireo fanambara tamin'ny fomba ofisialy izay nataon'ireo firenena samihafa manoloana ny raharaha any Tibet.