Mamela hafatra momba ny op-ed nosoratan'ny prezidanta voafidy Serge Sargsyan sy ny mpisolo vava tao amin'ny parliamanta taloha Artur Baghdasarian [1], voatontan'ny Washington Post i Unzipped. Ity op-ed ity dia valin'ny op-ed anankiray nosoratan'ny lehiben'ny mpanohitra sy prezidanta taloha Levon Ter-Petrossian, natonta tao amin'io gazety io ihany.
· Mpanoratra Onnik Krikorian Nandika Mialy Andriamananjara
Sokajy: Amerika Avaratra, Armenia, Etazonia, Fanoherana, Fifidianana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika